|
|
|
|

Entrée1 raraka
Partie du discours  2 participe
Explications en malgache  3 Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [1.1]
Explications en anglais  4 spilled, scattered [1.7]
Explications en français  5 répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre
Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné [1.3#513]
6 éparpillé [1.8]
Exemples  7 raraka tamiko ny antsasak' ilay rano. [2.4#119]
8 Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao. [2.528#102]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  3410 combinaisons de ce mot
Proverbes  35 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02