Entrée fandrarahana (raraka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran' ny trano
Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana vovo-tsira amin' ny laoka
Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha
Fandefana fofona manatonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io voninkazo io fofona mandritra ny alina [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05