Entrée ranofotsiny
Mots élémentaires rano ; fotsiny
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny [1.1]
Explications en anglais Only, just, exclusively [1.7]
Explications en français Seulement, uniquement [1.8]
Exemples 
1fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny! [2.471]
2Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo. [2.472]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/05/28