Entrée rahavavy (vavy)
Partie du discours nom
Définition malgache Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. Anabavy. [Richardson 1885]
 the sister of a woman; cf. anabavy [Hallanger 1973]
Définition française soeur d'une soeur [Rajemisa: Vakoka]
 la soeur d'une femme; cf. anabavy [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  anabavy
  rahalahy ~ anadahy
Exemples Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [Callet: Tantara, page 125]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot rahavavy (1): Ambohimirahavavy

2017/10/21