|
|
|
|

Entrée1  orinasa
Mots élémentaires  2  orina, asa
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Economie: (en général)
Explications en malgache  5  fanjarian'asa [1.13]
Explications en français  6  usine, entreprise [1.13]
Exemples  7  Ireo entana vitan'ny orinasa eto an-toerana no naseho tao. [2.442#]
8  Raha vao mihoatra ny olan' ny orinasa izy dia tondroina ho manao politika. [1.369#]
9  Orinasa lehibe iray vao niforona no nandray azy, tantsora-tale no toerany tao. [2.4#]
10  Misy takalony hatrany ny fanampiam-bola tsy toko tsy forohana omen' ny orinasa; [4.27#]
Mots composés 

Anagrammes  12  anisaro, orinasa, rosiana

Mis à jour le 2023/11/28