|
|
|
|

Entrée (1/3)1  orana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [1.1]
4  Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
Explications en anglais  5  Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [1.2]
6  Rain [1.7]
Explications en français  7  Pluie [1.8]
Exemples  8  Midona ny orana any Ankaratra [2.131]
Vocabulaire  9  Météorologie
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Adjectifs :
Synonymes  13  ranonorana
Mots composés 

Entrée (2/3)31  orana
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [1.1]
Dérivés 
34  Verbes actifs :
35  Verbes passifs :
36  Noms :

Entrée (3/3)37  orana
Partie du discours  38  nom
Explications en malgache  39  patsa [Tanosy] [1.78]
40  Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [1.1]
Explications en anglais  41  the Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [1.2]
42  a shrimp [1.7]
Explications en français  43  écrevisse [1.8]
Exemples  44  Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo [2.324]
Vocabulaire  45  Zoologie: invertébrés
Mots composés 
unkLabel:Xzoonyms: 
Phytonymes 

Anagrammes  55  anaro, arano, arona, aroña, orana, ranao, raona, roaña

Mis à jour le 2023/08/03