Entrée onjany > onjaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fikapohana amin' ny langilangy araka izay tratran' ny aina; fikapohana ny fotaka na ny tanimanga mba hadity tsara. [1.1]
Explications en anglais  [1.2]
Dérivés 

Anagrammes 

Entrée onjany > onja
Partie du discours nom
Explications en malgache Fivalombalonan' ny rano tsofin' ny rivotra: Atopatopan' ny onja ny lakana
Zava-tsarotra setraina: Ny onjan' ny fiainana [1.1]
Explications en anglais A wave. See alon-drano. [1.2]
 A wave [1.7]
Explications en français Vague, onde [1.8]
Exemples Mitopatopa ny onja vaventy. [2.471]
Dérivés 
Mots composés 
Hyponymes Pitik' onja (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Anagrammes