|
|
|
|

Entrée1 akanjo
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina [1.1]
Explications en anglais  4 a coat, outer garment, dress. [Swa. ka'nza, or Fr. canezon.] [1.2]
5 clothing; a dress; a shirt [1.7]
Explications en français  6 nom générique des habits, de l'habillement, du costume [1.3#14]
7 vêtement ; une robe, une chemise [1.8]
8 habit, vêtement [Vezo] [1.68]
Exemples  9 Ny akanjo mafana mbola tsy nananana. [2.356#]
10 Veloma ry akanjo, veloma ry baolina! [2.117#]
11 Manjaitra akanjo hanaovako amin'ny fety íneny. [2.332#]
Morphologie 
12 Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  35 Economie: vêtements
Tous les mots composés  3675 combinaisons de ce mot
Proverbes  37 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  38 akanjo, 39 onjaka

Mis à jour le 2025/11/02