|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ohatra
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  20  12 mots contenant ohatra
Explications en malgache  21  [1.1] fakan-tahaka: Ireto soratra ireto no omeo hataon' ny mpianatra ohatra rehefa manoratra izy ~ Manomeza oha-pitondran-tena tsara ianareo mpitondra
sary vita amin' ny taratasy izay akana tahaka antin' ny didin' akanjo hatao: Ento any amin' ny mpanjaitra ity, fa ity no ohatr' ilay akanjo hodidiana ho any
filazana an-tsary, fanoharana: Sary an' ohatra no anaovana ny olona saro-tahotra hoe "rano an-dravina
zavatra foronina mba hanazavana na hanamarinana fitsipika na hevi-teny iray: Manomeza ohatra iray momba ny fisintonan' ny tany ny zavatra rehetra halavitina azy
andrana: Nataoko an' ohatra fotsiny iny kabary iny fa tsy iny akory no tena izy.
Explications en anglais  22  [1.2] measure, comparison; a parable, a proverb. [mal. Sukut. For omission of s see ony, a river etc.] comp. hoatra (I., II.).
23  [1.7] a measure; a comparison; an example
Explications en français  24  [1.3] mesure, patron, modèle, exemple, comparaison, similitude, figure: Inty ny ohatry ny pataloha hataonao ho ahy (Voici la mesure, le patron du pantalon que vous me ferez) ~ Inty ny ohatry ny soratra tsy maintsy hataon' ialahy lay ity ( Voici le modèle de l'écriture que tu dois faire) ~ Diso ohatra ny fananarana nataony azy (La réprimande qu'il lui a faite dépasse la mesure)
qui peut être comparé, comparable, semblable: Ohatra amin' iza izay jamba am-panahy? Ohatra amin' izay tena jamba ( A qui peut-on comparer celui qui est aveugle d'esprit? On peut le comparer à celui qui est vraiment aveugle) ~ Ohatra an-draibeny io zazalahy io (Ce garçon est semblable à son grand-père)
25  [1.8] exemple, comparaison; parabole

Entrée (2/2)26  ohatra
Partie du discours  27  préposition [Liste complète]
Tous les mots composés  28  32 mots contenant ohatra
Explications en malgache  29  [1.1] enti-milaza ny fitoviana ara-pampitahana, ara-tsary: Miolikolika ohatra ny bibilava ity renirano ity ~ Ohatra an-dRaibeny ity zaza ity
(misy manoratra ity teny ity "hoatra"; raha ny marina, dia teny iray ihany ity teny mpampiankina sy ny anarana ohatra fa ny tsindrimpeo fotsiny no samy hafa toerana, mitovy tsy misy valaka amin' ny tahaka sy tahàka; araka izany, dia tsy tokony ho namoronana teny iray vaovao hafa hatao teny mpampiankina fa ny anarana ohatra ihany dia ampy)
Autres orthographes  30  hoatra
Analogues  31  tahàka, mitovy, mova tsy, sahala amy, toa, toy ny
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot ohatra

Anagrammes  33  ahaotr, ahatro, ahoatr, ahotra, aohatr, haotra, harato, hatora, hatrao, hatroa, hoatra, ohatra, rotaha, taharo, taroha, tohara, toraha

Mis à jour le 2025/08/10