| Entrée | 1 toy ny | 
| Mots élémentaires | 2toy, 3ny | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Exemples | 
5 Mafy toy ny vato ny foko!
[2.508#298] 
 6 Mandeha izy toy ny hirebika [2.69#27] 7 Tsy mba manana tandroka toy ny omby izy [2.117#116] 8 toy ny hazo, matin' ny hitsiny, ary toy ny omby, matin' ny taviny [2.558]  | 
| Anagrammes | 9 intoy, 10 itony, 11 toy ny | 
| Mis à jour le 2025/09/10 | 
 |