|
|
|
|

Entrée1  mova tsy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara
Explications en français  4  [1.3#447] tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait)
Exemples  5  [2.576] Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra
6  [2.298] Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina
7  [2.470] Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay
Radical  8  ova, tsy
Autres orthographes  9  miovatsy, moavatsy, moavetsy
Synonymes  10  mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny

Anagrammes  11  mavotsy, mova tsy

Mis à jour le 2025/01/21