Entrée (1/2) | 1 ohabolana |
Mots élémentaires | 2 ohatra, volana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) [1.1] |
Explications en anglais |
5 a proverb [1.2, 1.7] 6 an adage, a trite saying [1.2] |
Explications en français |
7 proverbe [1.8] |
Exemples |
8 dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48] |
Vocabulaire |
9 Littérature: (en général) |
Synonymes | 10 fitenenana |
Titres |
11 Du Ohabolana au Hainteny (Domenichini-Ramiaramanana Bakoly) 12 Ny Ohabolana Malagasy (Rahajarizafy Antoine (s.j.)) 13 Ny Ohabolan' ny Ntaolo (Cousins William Edward) 14 Ohabolana () 15 Ohabolana Betsimisaraka (Samson Robert) 16 Ohabolana Betsimisaraka (Laimijay Joël) 17 Ohabolana Malagasy (Rinarasoa Estine) 18 Ohabolana malagasy (Ny Onja) 19 Ohabolana ou Proverbes Malgaches (Houlder J.A.) 20 Ohabolana sy fomba fiteny (Ramaroson Léonard) 21 Ohabolana Tantsiraka (Rakotoson Philippe) 22 Ohabolana vaovao (Ratsimbazafy Louis) 23 Ohabolana voalamina (Ratatamo) |
Tableaux et planches |
24 PROVERBES |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 32 Ohabolana |
Mots élémentaires | 33 ohabolana |
Partie du discours | 34 nom propre (livre biblique) |
Explications en malgache |
35 Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly [1.38] |
Explications en anglais |
36 Proverbs: one of the books of the Bible [2.996] |
Explications en français |
37 Proverbes: un des livres de la Bible [2.996] |
Vocabulaire |
38 Ecritures Saintes |
Anagrammes | 39 hobalanao, ohabolana |
Mis à jour le 2023/06/27 |