|
|
|
|

Entrée1  ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  fanambadiana, tsy, afehy, ahandrotra
Explications en malgache  4  [1.1] ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory. (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana)

Mis à jour le 2024/12/07