Entrée ny ela maharay roa (ela, ray, roa)
Partie du discours locution
Définition malgache ny fotoana maharitra mahatonga fifankazarana na fahazarana tsy arahimpieritreretana (tsy tokony hafangaro amin' ny hoe: ny ela mahareroy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2013/06/10