Entrée ny ela mahareroy (ela, reroy)
Partie du discours expression
Définition malgache ny fitoerana amin' ny toerana iray ela be na ny fiasana amin' ny zavatra iray maharitra dia mahatonga tsy hahomby intsony (mampifankazatra fatiatra ny ela niarahana ka mahatonga tsy hifanaja fa mifanao "re roy") [Rajemisa 1985]
Analogues  ny ela maharay roa

2013/06/10