|
|
|
|

Entrée1  na dia ... aza
Mots élémentaires  2 na, 3 dia, 4 aza
Partie du discours  5  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  6 Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1]
Explications en anglais  7 even, though, although [1.2]
8 although [1.7]
Explications en français  9 sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [1.4]
10 même si, quand même [1.8]
Synonymes  11 na ... aza

Mis à jour le 2025/11/17