|
|
|
|

Entrée1  na... aza
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Mots élémentaires  3  na, aza
Explications en malgache  4  [1.1] Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako
Synonymes  5  na dia... aza

Mis à jour le 2024/12/10