|
|
|
|

Entrée (1/5)1  na
Partie du discours  2  conjonction
Explications en malgache  3  Teny mpampitohy
4  Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra
5  Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe [1.1]
Explications en anglais  6  or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa [1.2]
7  or; either; neither [1.7]
Explications en français  8  ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra [1.12]
9  ou [1.8]
Mots composés 
Tableaux et planches  13  Toutes les conjonctions

Entrée (2/5)14  na
Partie du discours  15  particule
Explications en malgache  16  Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:
1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo;
2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila;
3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy [1.1]
Tableaux et planches  17  Toutes les particules

Entrée (3/5)18  na
Partie du discours  19  particule
Explications en malgache  20  Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny [1.1]
Tableaux et planches  21  Toutes les particules

Entrée (4/5)22  na~
Partie du discours  23  préfixe
Explications en français  24  préfixe comme dans naotra [1.3]

Entrée (5/5)25  Na
Partie du discours  26  nom (symbole)
Vocabulaire  27  Chimie
Explications en malgache  28  Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  29  Sodium. [3.1]
Tableaux et planches  30  Table périodique

Mis à jour le 2024/09/07