|
|
|
|

Entrée1  na aiza na aiza
Mots élémentaires  2 na, 3 aiza
Partie du discours  4  locution
Explications en anglais  5 wheresoever. [1.2]
Explications en français  6 partout: Na aiza na aiza ny olona samy manao izany fomba izany (Cette coutume se trouve partout; cet usage est universel). [1.3]
Exemples  7  na aiza na aiza eto Madagasikara dia ahitana ahy [2.117#109]
8  Tsy mivadika Ikemba, hanaraka anao na aiza na aiza [2.499#50]
9  Mba ho olom-banona mandrakariva, na aiza na aiza hisy anareo [2.270#44]
10  na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na rà akory [2.996#3.3.17]
11  Deraina amin' ny hafaingan-tsainy ny Malagasy, na aiza na aiza alehany [2.285#200]

Mis à jour le 2025/10/11