Entrée tsy ... na oviana na oviana (tsy, na, oviana)
Partie du discours locution
Explications en français Ne ... jamais [1.5]
Exemples 
1Izany kosa tsy azo ekena na oviana na oviana! [2.528]
2Fa tsy mety ho anaram-biby na oviana na oviana. [2.285]
3Izaho tsy ho mpitondra olona na oviana na oviana. [2.643]

Mis à jour le 2020/07/31