|
|
|
|

Entrée1  mpanoratra
Radical  2  soratra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany
Explications en anglais  5  [1.17] writer
Explications en français  6  [1.3] écrivain, dessinateur
Exemples  7  Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [2.48]
8  Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471]
Morphologie 
9  Simple :
Tableaux et planches  10  Noms de plume des écrivains malgaches

Mis à jour le 2023/01/20