Entrée mpanjanatany (zanaka, tany)
Partie du discours nom
Explications en français Colonisateur, colonisatrice [1.66]
Exemples 
1Ninoako mihitsy mantsy taloha fa afa-tsy ny mpanjanatany dia tsy maintsy mahita mpanampy azy amin' ny tolom-pahafahana ataony ny firenena iray te-hiavo-tena. [2.471]
2Hahavokatra ihany angamba indray andro any ny nomena anarana hoe " tahirin' ny mpanjanantany". [2.472]
3Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [2.503]
4Izy io anie rehefa vita fianarana ka hitan' ny mpanjanantany fahizay fa tovolahy namiratra dia notambatambazany karama be inefatra hoatra izay noraisiny tamin' ny Misiona mba híasa tany aminy, saingy nanda! [2.356]
5Niray petsapetsa tamin' ny mpanjanatany izy, mba hamoriporitra ara-batana sy ara-tsaina ny Malagasy iray ra aminy! [2.529]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : mpanjanatany, mpanjanataniko, mpanjanataninao, mpanjanataniny, mpanjanatanintsika, mpanjanataninay, mpanjanataninareo, mpanjanatanin', mpanjanatanin-, mpanjanatanim-
Autres orthographes 

Mis à jour le 2021/10/15