| Entrée | 1 mpanjanantany | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   jereo mpanjanatany [2.356, 2.503, 2.472] | 
| Exemples | 4   Ny vola no fiasana nahery vaika indrindra nentin' ny mpanjanantany nandravaravana ny fiaraha-miaina malagasy.
[2.503#] 5 Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [2.503#] | 
| Vocabulaire | 6 Politique | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |