|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mivonona
Radical  2  vonona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady
5  Mikasa: Nivonona hianatra izy raha vao nifoha
6  Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna [1.1]
Explications en anglais  7  to get ready to be prepared [1.7]
Explications en français  8  être prêt, se préparer à faire une chose [1.8]
Exemples  9  Miandry ny kalesin-dalamby izy ireo ary matahotry ny hilaozany ka mivonona adiny iray na roa alohan' ny fahatongavany. [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  miomana, misikina, miatrana, manatrika

Entrée (2/2)15  mivonòna
Radical  16  vonona
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mivonona [Liste complète]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19  anonovim, mivonona, mivonòna

Mis à jour le 2023/01/20