|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misikina
Radical  2 sikina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha hamoha trano.
5 Miomana, mivonona fatratra: Misikina ianareo fa hanao tetezana isika fokonolona.
6 Manao asa amin-kafanam-po: Nisikina tamin' ny fanadiovana ny tanàna ny mponina.
7 Manana: Misikina herim-po fa hiankinan' ny ho avinao ity zavatra ity. [1.1]
Explications en anglais  8 to wear a cloth around the waist; to gird oneself with the lamba. [1.7]
Explications en français  9 porter quelque chose autour des reins; se ceindre pour travailler. [1.8]
Exemples  10  nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Synonymes  15 misiky
Tous les mots composés  16  2 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)17  misikìna
Radical  18 sikina
Partie du discours  19  impératif du verbe actif misikina [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  20 manisiky, 21 masikiny, 22 mikisina, 23 misikina, misikìna

Mis à jour le 2025/11/10