Entrée |
mivolo
(volo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to have the appearance of [Hallanger 1973]
|
Traduction française | avoir l'apparence de [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
|
Citations |
|
Entrée |
mivolo
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | [Bara]
mihaingo taretra [Rakotosaona 1975]
|
|