Entrée mitsangana (tsangana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy
Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso
Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1]
Exemples Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470]
Morphologie 
Présent : mitsangana
Passé : nitsangana
Futur : hitsangana
Impératif : mitsangàna
Synonymes manerinerina ~ miezinezina ~ mihenjana ~ mihinjitra ~ mijajirika ~ mijalajala ~ mijaridina ~ mijidina ~ mijoalajoala ~ mijoro ~ miorina ~ miridiridy ~ mitangezaheza ~ mitsatoka
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée mitsangàna (tsangana)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsangana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/13