| Entrée | 1 miorina |
| Radical | 2 orina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io?.
5 Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana. 6 Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to fix, to be raised, to be firmly established..
[1.2] 8 to be founded, to be established. [1.7] |
| Explications en français |
9 être fondé, fixé, établi.
[1.8] |
| Exemples |
10 Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 16 miorina, 17 miriona, 18 morainy |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|