| Entrée (1/2) | 1 mitongilana |
| Radical | 2 tongilana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mihilana, tsy miarina marina tsara, mirona, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany.
5 Miangatra: Mitongilana io mpitsara io. 6 Voatarika: Mitongilana amin' ny ratsy rehefa mety ho olombelona. [1.1] |
| Explications en français |
7 penché.
[1.13] |
| Exemples |
8 mitongilana izao ny sambolay.
[2.471]
9 Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 14 mitongilàna |
| Radical | 15 tongilana |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mitongilana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 17 mitongilàna, mitongilana |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|