Entrée mitokona (tokona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto
Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina [1.1]
Exemples 
1Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470]
2Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471]
Morphologie 
Présent : mitokona
Passé : nitokona
Futur : hitokona
Impératif : mitona

Entrée mitokòna (tokona)
Partie du discours impératif du verbe actif mitokona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20