|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitokona
Radical  2 tokona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto.
5 Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina. [1.1]
Exemples  6  Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470]
7  Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  mitokòna
Radical  13 tokona
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mitokona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  15 manotoky, 16 miantoko, 17 mikotona, 18 mitokòna, mitokona

Mis à jour le 2025/11/10