Entrée | 1 misambo-teny |
Mots élémentaires | 2 misambotra, teny |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] manao fanakianana avy hatrany amin' ny teny izay henony, ary dia iny no roritiny na tsy mbola reny aza ny teny rehetra mbola hambara aoriana |
Explications en français |
5 [1.3#570] saisir au passage des paroles échappées; en profiter, se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive |
Mis à jour le 2024/06/18 |