Entrée misambotra (sambotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany
¶ Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy
¶ Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money) [Hallanger 1973]
Définition française faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent) [Hallanger 1974]
Morphologie 
misambotra
nisambotra
hisambotra
misambora
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/09/15