|
|
|
|

Entrée (1/3)1  misalasala
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  salasala
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia
Explications en anglais  9  [1.7] to be in doubt, to hesitate
Explications en français  10  [1.8] être dans le doute, hésiter
Exemples  11  [2.499] Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo.
Vocabulaire  12  Philosophie
Analogues  13  miahanahana, miroahana, mihambahamba, miherohero, miahotrahotra, miambakavaka, sanganehana, vaka, sadaika, sakodiavatra, haingihaingy, somaingisaingy, hangihangy, tsy tapa-kevitra, varakahaka, very fanahy, miroa saina, miroa hevitra, miroahana, miroanahana, mamokehana, mangezaheza, miakoriasa, mihambahamba, miambatrambatra, mihabahaba, mihazohazo, miahotrahotra, mihelohelo, miherohero

Entrée (2/3)14  misalasala
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.78] [Taisaka] maniry soa

Entrée (3/3)17  misalasalà
Partie du discours  18  impératif du verbe actif misalasala [Liste complète]
Radical  19  salasala
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]

Anagrammes  22  isalasalam, misalasala, misalasalà, salasalaim

Mis à jour le 2025/08/10