|
|
|
|

Entrée1  sadaika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1]
Explications en français  4  perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3]
Dérivés 
Adjectifs :
Autres orthographes  6  sadaikatra

Anagrammes  7 asadika, 8 sadaika, 9 sadiaka, 10 saka dia

Mis à jour le 2025/09/19