Entrée |
mionona
(onona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany ¶ Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to be appeased, to be assuaged. [Richardson 1885]
|
| to be consoled, to be comforted [Hallanger 1973]
|
Traduction française | se consoler, s'apaiser [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Exemples | fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana [Fox: Hainteny, numéro 322]
|
|
Entrée |
mionòna
(onona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mionona
|
Définition malgache | [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | [Abinal 1888]
|
|