|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miongana
Radical  2  ongana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra
5  Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy
6  Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [1.1]
Explications en anglais  7  to fall down, to sink, to be reduced. [1.2]
Exemples  8  raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany [2.131]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  miongàna
Radical  14  ongana
Partie du discours  15  impératif du verbe actif miongana [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3]

Anagrammes  18  amingano, amongany, anganoim, iangonam, ionganam, manaingo, manginao, manionga, miangano, miangòna, miangona, miongàna, miongana, mongaina, nigaonam, nigoanam

Mis à jour le 2023/01/05