Entrée |
miolika
(olika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [1.1]
|
Explications en anglais | To wind about as a serpent; also same as miolaka. [1.2]
|
Explications en français | être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [1.3]
|
Exemples | Irony lalana ery avaratra ery dia malomaloka toa lalana ela ary toa miolika atsy toa miolika aroa nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona
[2.131]
|
Morphologie |
Présent : |
miolika |
Passé : |
niolika |
Futur : |
hiolika |
Impératif : |
mioleha |
|
Synonymes | ~ |
Mots composés |
|
Proverbes |
|