Entrée miolaka (olaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay
¶ Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate. [Richardson 1885]
Morphologie 
miolaka
niolaka
hiolaka
miolaha
Synonymes miolakolaka
Exemples Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe. [Andraina: Mitaraina, page 144]
Citations 

2013/05/02