|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mifantsika
Radical  2  fantsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miraikitra amin' ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany
Milozoka, miraikitra: Mifantsika amin' ny fianarana marina ity zaza ity ka tsy mahagaga raha mahomby [1.1]
Explications en anglais  5  To be nailed, nailed. [1.2]
6  to be fastened with nails [1.7]
Explications en français  7  être cloué [1.8]
Exemples  8  Nanomboka teo, dia nifantsika tao an-tsaiko ny hiasa an-tsambo mba ho tonga any Andafy. [2.471]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Analogues  14  mimaso, mifositra, mifototra

Entrée (2/2)15  mifantsika
Radical  16  fantsika
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en anglais  18  to bend down so as to have the back hollow, to be hollow about the back. It is used of persons, oxen, or bent poles for carrying, or the covers of books curled up. Mihantsika and mitofantsika also used. [1.2]
Morphologie 
19  Présent :
20  Passé :
21  Futur :
22  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12