| Entrée (1/2) | 1 fantsika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a nail, a spike. See fantoka, homba.
[1.2] 5 a nail. [1.7] |
| Explications en français |
6 clou.
[1.3, 1.8] 7 état de ce qui est cloué. [1.3] 8 pointe. [1.8] |
| Exemples |
9 Nividy fantsika sy antsy ny rainy.
[2.442#]
10 Notapatapahina ireo fantsika, dia nojereny avy eo ka. [2.606#] 11 Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray. [2.472#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 24 9 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 25 fantsika |
| Partie du discours | 26 nom ou adjectif |
| Explications en anglais |
27 having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed..
[1.2] |
| Explications en français |
28 état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire.
[1.3] |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|