Entrée afantsika (fantsika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io
Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao [1.1]
Explications en anglais Used of that which is employed as a nail. [1.2]
Exemples tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao. [2.472]
Morphologie 
Présent : afantsika, afantsiko, afantsikao, afantsiny, afantsitsika, afantsikay, afantsikareo, afantsikan', afantsikan-, afantsikam-
Passé : nafantsika, nafantsiko, nafantsikao, nafantsiny, nafantsitsika, nafantsikay, nafantsikareo, nafantsikan', nafantsikan-, nafantsikam-
Futur : hafantsika, hafantsiko, hafantsikao, hafantsiny, hafantsitsika, hafantsikay, hafantsikareo, hafantsikan', hafantsikan-, hafantsikam-
Impératif : afantsiho

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19