|
|
|
|

Entrée1  mifampitantara
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tantara
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  [2.5] mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso.
8  [2.471#] Tadidiko aza fa noroahina hilalao izahay zaza, rahefa mifampitantara io zavatra io izy sy Dada, saingy noho ny antony tsy mazava amiko, dia tsy mba nety nikasikasika raharaham-bolamena sy vatosoa Idada fahavelony.

Anagrammes  9  mampifanitatra, mifampitantara

Mis à jour le 2025/07/29