|
|
|
|

Entrée1  tantara
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena.
4 Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy. [1.1]
Explications en anglais  5 a story, a tale. [1.7]
Explications en français  6 histoire, conte; l'histoire. [1.8]
Exemples  7  Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy [2.470]
8  Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy [2.48]
9  Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. [2.472]
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  26  Littérature: (en général)
Tous les mots composés  27  4 combinaisons de ce mot
Proverbes  28  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  29 antatra, 30 tantara, 31 taranta

Mis à jour le 2025/11/09