|
|
|
|

Entrée (1/2)1  midoboka
Radical  2  doboka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano
5  Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao
6  Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano [1.1]
Explications en anglais  7  to thump; to sound like a drum [1.7]
Explications en français  8  donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats [1.8]
Exemples  9  Ny ranomasina midoboka moramora. [2.499#]
10  Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy? [2.69#]
11  Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
12  Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471#]
Vocabulaire  13  Son
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
Synonymes  17  midobodoboka
Analogues  18  1.1=mitepotepo=mitotototo=mitotovary

Entrée (2/2)19  midoboka
Radical  20  doboka
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en malgache  22  Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo [1.1]

Anagrammes  23  mibodoka, midoboka

Mis à jour le 2023/02/12