|
|
|
|

Entrée 1  miantso
Radical  2 antso
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manisy anarana: Ikoto no niantsoana azy fony kely
5 Mamory olona mba hanatrika na ho tonga amin' ny..., manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tanàna fa nisy zava-dehibe nodinihina
6 Manonona tsirairay: Raha efa izany, dia niantso ny anaran' ny miaramila tsirairay ny kapiteny
7 Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve efa nisy niantso ny dokotera?
8 Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny filohan' ny Nosy amin' ny volana mey
9 Mangataka, mitalaho: Miantso ny anaran' ny Tompo
10 Manendry, mifidy: Niantso an-dRanona ho lehiben' ny raharaham-bahiny ny filohan' ny governemanta
11 Manome na mametraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny tanindrazana ka mahereza fo! [1.1]
Explications en anglais  12 to call, to summon, to invoke. Manantso is used in the provinces for this. [1.2]
13 to call; to summon; to call out [1.7]
Explications en français  14 appeler; convoquer; proclamer; crier fort [1.8]
15 appeler, convoquer, publier, proclamer, invoquer: Miantso olona (Appeler quelqu'un) ~ Miantso ny vahoaka (Convoquer le peuple) ~ Miantso kabary (Proclamer une assemblée générale) ~ Maintso an' Andriamanitra (Invoquer Dieu) [1.3]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Synonymes  20 manaika, manatsimaso, manesiesy, manofa, mihatsy, mikahankahana, mikohokoho, mikohona, mikoka
Combinaisons  21 miantso tody
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  miantso, 23 mitsano, 24 santimo, 25 somanty

Mis à jour le 2026/03/07