Entrée (1/2) | 1 miantra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 antra |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy |
Explications en anglais |
9 [1.2] to be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to. 10 [1.7] to have compassion on, to give help to |
Explications en français |
11 [1.8] avoir pitié de, faire l'aumône; |
Exemples |
12 [2.5] Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny? 13 [2.472] Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra. |
Entrée (2/2) | 14 miantrà |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif miantra [Liste complète] |
Radical | 16 antra |
Explications en malgache |
17 [1.1] |
Explications en français |
18 [1.3] |
Anagrammes | 19 atranim, iantram, manitra, miantrà, miantra, namitra, nitaram, ranitam, taranim |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |