|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miantoka
Radical  2  antoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Milaza ny tena ho tompon' andraikitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny volanao nosamborin-dRakoto
5  Milaza fa ny tena no tompon' andraikitra momba ny toetran' olona iray na zavatra iray: Izaho no miantoka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany
6  Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsara ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany [1.1]
Explications en anglais  7  to be surety for. [1.2]
8  to guarantee; to carry the expense of; to insure, to go good for [1.7]
Explications en français  9  garantir; se charger des frais de; assurer [1.8]
Exemples  10  Fantatro anefa fa tsy miantoka na inona na inona izany. [2.472]
11  Miasa andro aman' alina ny sambo amin' ny fanondranana entana, saingy efa-dahy izahay no miantoka ny fanisana entana, ka roa lahy isaky ny miditra. [2.471]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot miantoka

Entrée (2/2)17  miantoka
Radical  18  antoka
Partie du discours  19  verbe actif
Explications en anglais  20  to nod assent. [1.2]
Morphologie 
21  Présent :
22  Passé :
23  Futur :
24  Impératif :

Anagrammes  25  ikatonam, ikotanam, itakonam, itokanam, mañotaky, manotika, miantoka, mikatona, mikatòna, mikotàna, mikotana, mitakòna, mitakona, mitokàna, mitokana, mitonaka, mitonàka, namitako, namotika, natokiam, nimotaka, tamaniko

Mis à jour le 2024/08/15