Entrée mianina (anina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray
¶ Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra
¶ Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahafzana efa azo fa tokony hanitatra ihany [Rajemisa 1985]
 mionona, afa-po amin' izay efa ao [Rabemolaly: Fary]
Définition anglaise to cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged. [Richardson 1885]
Morphologie 
mianina
nianina
hianina
miana
Exemples 
1Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana [Baiboly: 9:002:005/1 Samoela 2:5..]
2Fa izay mahay mianina, manana ny ampy ary manam-be aza. [Rahajarizafy: Filozofia]
3Injao ny milina tsy mianina, fa misamonimonina ao an-efitra. [Rajaonarivelo: Bina]

Entrée miana (anina)
Partie du discours impératif du verbe actif mianina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/01/25