|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mianina
Radical  2 anina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray.
5 Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra.
6 Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahaizana efa azo fa tokony hanitatra ihany. [1.1]
7 mionona, afa-po amin' izay efa ao. [2.285#223]
Explications en anglais  8 to cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged.. [1.2]
Exemples  9  Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana [2.996]
10  Fa izay mahay mianina, manana ny ampy ary manam-be aza. [2.296#137]
11  Injao ny milina tsy mianina, fa misamonimonina ao an-efitra. [2.499#68]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Entrée (2/2)16  miana
Radical  17 anina
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mianina [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  19 mainina, 20 mañaiñy, 21 maninia, 22 mianina, mianìna

Mis à jour le 2025/11/10